Lahatra Rebika Video

Aiza ianao rahavako
Hamafa rano aminny tavako
Sento no mameno ny fiainako
Zay rakotra alahelo
Fa mirotsa-dava
Toa ranomasonjaza
Fahoriana ny ahy
Satria marary anao ny fanahy

Ranomaso tena fatratra
Mirotsaka mipatrapatraka
Raradraraka toa oram-pahavaratra
Indro sakaizam-pandriana
Lay havanao ô ry tiana
Ny adin-tsaina
mila tsy ho zaka zakaina

Indrisy ry malala
Zao tokoa ve no anjara
Tsy hay ialana intsony
Fa efa tora-bato avy any ambony
Zao tontolo izao
Tsy atakaloko anao
Raha voavidy koa ianao hifohazanao dia natao

Betsakireo fahatsiarovana
Nitoetra ka diso alahelovana
Fadiranovana
Mahatonga fahamoizana
Toa alina ny antoandro
Fa maizim-pito ny masoandro,
Ry ambanilanlanitra o,
Zao no lahatrAndriamanitra!

Embed
HTML Link
BBCode Link

Save & Share: Email to Friends Share on Facebook Share on Twitter Share on MySpace Save on Google Bookmarks Save on Delicious Digg reddit StumbleUpon


Author: masombahiny; Uploaded: Nov 9, 2009; Duration: 3:54; Views: 62

Tags: lahatra  rebika  malagasy  malgache  gasy  madagascar  madagasikara  gasikara  dago  hira  vazo  kalo 


Santa Claus Coloring GameSpace Match 2.1Kiss Kiss KissUV437Target ShooterThe Jumper 2Sweet Girl Christmas DressupChristmas Donations Coloring Page60 Second CrashKaty Perry Dress Up