Ranomasina - Ny Voanio

Author: masombahiny; Tags: ranomasina ny voanio malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago hira mozika kalo vazo fitiavana tia tiana

Author: masombahiny; Tags: ranomasina ny voanio malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago hira mozika kalo vazo fitiavana tia tiana

Je ne peux pas mon ami t oublier Si tu ne voulais plus de moi Je n en ai rien que mes yeux pour pleurer Si tu veux m écarter de toi Il est évident que je t aime D un amour ardent suprême Mais si le destin ne veut réaliser Je ne peux pas t oublier Réf Je ne peux pas m empêcher de rêver Les moments heureux qu on a passé Quand dans tes bras j ai fermé les yeux Nous étions liés par un baiser Oui combien je désire et pense A ces souvenirs immenses Même si le temps veut tout effacer Je ne peux pas ...
Author: masombahiny; Tags: Je ne peux pas t'oublier Ny Voanio malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago hira vazo kalo mozika

Matoa aho nitady anao satria Tsaroako tanatiko tao Ilay foko nitempo fitia Hery tsy haiko resena Sento sy embona koa Ny atinny fo raha jerena Dia tokana mba te ho roa Nanavaka anao tao anatinny maro Nitady anao eram-bazan-tany Saika tsy nahita nefa kanjo tazako ianao Ary tsapako taminizay fa tanteraka ny nofiko Matoa aho nifidy anao satria Ilay endrika sy bikanao Dia nambabo ilay foko efa tia Tsy fantatro izay ho ao aoriana Sy mety ho vokatrizany Ny foko dia feno hafaliana satria tiako ianao ...
Author: masombahiny; Tags: Iny volana malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago hira vazo kalo mozika