NYS Videos

Ento aho - Rebika

Ento aho - Rebika

Ento aho, hanaraka anao aho Mangina irery aho raha ilaozanao ka raiso Tantano mba ho any aho Miangavy mafy aho Mitalaho fa te handeha Efa mandroso miha alina ny andro Ka ento aho mba hiaro anao Ny orana efa injao mikotroka Ka ento aho hanelo anao Tsy andriko izay iverenanao Ka ento aho hanary dia Ho any aho mba handrotsirotsy anao Mba ento Hanampy anao aho Izay kasainao Raha iaraha-manao dia mba faly aho Hanaraka anao aho Miangavy mafy aho Mitalaho fa te handeha Ho ento aho.... ... Ento aho ...

Author: masombahiny; Tags: Ento aho Rebika malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago

Nandalo Rebika

Nandalo Rebika

Nandalo , toy ny zavona maraina Tsy hita akory hoantenaina Ny omalintsika teo Nandalo,toy ilay ririnin-dasa Tsy tsaroana izay nandratra Isika aza samy leo Fa tonga ny tsy azo hihodivirana Ka rava ilay manda nanahirana Ref : Variana niolakolaka Ny tena izy toa lalao Lany andro nifamolaka Ka ny fotoana no nandao Tsy hita izay marina Isika koa moa zaza be Tsy nety tafarina Ireo tsy tia faly nihomehy Nandalo , ilay eritrerintsika Nilokaloka ny ho tafita Ho tabia sy rehareha Nandalo , ireo ...

Author: masombahiny; Tags: Nandalo Rebika

Pattersobn learns that you can tax too much

Pattersobn learns that you can tax too much

From Friday's morning Joe, NY Governor David Patterson tells Mika, first no soda tax (which he had proposed earlier) and no millionaire's tax either. "What we've found is that they just aren't millionaires anymore, or they have left the state." Has he found religion? Hmmmm. ... Patterson "Millionaire's tax"

Author: radiovice; Tags: Patterson Millionaire's tax

Yankees Win 9 2009 World Series

Yankees Win 9 2009 World Series

Who is your Daddy Pedro Martinez? NY Yankes 2009 World Series Champins.Champins 27 times! ... Yankees win world series 2009 yankees phillies lose philadelphia loses fuck philly yankee stadium hideki matsui new

Author: ppukvtyqwa83; Tags: Yankees win world series 2009 phillies lose philadelphia loses fuck philly yankee stadium hideki matsui new

Veterans Day Services Nassau County NY Boys Scouts

Veterans Day  Services  Nassau County NY Boys Scouts

I just want to say THANK YOU to all Veterans and specially to my two uncles Jorge & Brian We love you and we are very PROUD of you guys :-)

Author: mrsjixxer1349; Tags: MOV04478

Fa tena tia Rebika

Fa tena tia Rebika

Tsy andriko ny maraina hahitana anao Na ny alina aza toa lany aminny fanembonana Miraikitra ato an-doha ilay endrikao Ny tsikitsiky malefaka,mampite-hanoroka Tsy haiko ny hangina Te-hiantso mafy ny anaranao Be ny velom-panontaniana Fianao foana no ambavako ao Réf: Tiako loatra ianao Tsy mahajery olon-kafa intsony aho Lasanao avokoa ny fitiavako Foiko anao daholo Ny fiainako manontolo Tsy rediredy sanatria.Fa tena tia Voahomana avokoa izay rehetra atao Na fihetsika na fiteny handresen- ...

Author: masombahiny; Tags: Fa tena tia Rebika malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago

VHS Field Band, Dome 2009

VHS Field Band, Dome 2009

Victor High School Field Band competing in the 2009 regional championships at the Carrier Dome in Syracuse, NY. VHS placed second in the national class ... VHS Field Band Dome 2009

Author: heywood185; Tags: VHS Field Band Dome 2009

2 Family Home For Sale Plus Commercial Garage NY

2 Family Home For Sale Plus Commercial Garage NY

This is your chance to run your Service oriented business from this great Commercial Multi Use property. The bonus is it comes with a 2 Family Home in the Lakeland School District. This home has two (2) bedroom units and does have basement. The Commercial Garage has an Office / Bath and huge Garage area. Be great for your service oriented biz. Or change the Apartment Rental over to Commercial Rentals. All Space is currently rented and ready for you to take over. Make us an offer you never ...

Author: 28404354; Tags: Multi Use Property Multi Family For Sale Home For Sale Guardian Realty Short Sale Foreclosure Yorktown Westchester Garage Space Garage Shrub Oak Real Estate

Lahatra Rebika

Lahatra Rebika

Aiza ianao rahavako Hamafa rano aminny tavako Sento no mameno ny fiainako Zay rakotra alahelo Fa mirotsa-dava Toa ranomasonjaza Fahoriana ny ahy Satria marary anao ny fanahy Ranomaso tena fatratra Mirotsaka mipatrapatraka Raradraraka toa oram-pahavaratra Indro sakaizam-pandriana Lay havanao ô ry tiana Ny adin-tsaina mila tsy ho zaka zakaina Indrisy ry malala Zao tokoa ve no anjara Tsy hay ialana intsony Fa efa tora-bato avy any ambony Zao tontolo izao Tsy atakaloko anao Raha voavidy koa ...

Author: masombahiny; Tags: Lahatra Rebika malagasy malgache gasy madagascar madagasikara gasikara dago hira vazo kalo

Tribute to MATSUI 2009 MVP - NY Yankees World Series Champs

Tribute to MATSUI 2009 MVP - NY Yankees World Series Champs

Gdzll!!!! MVP

Author: ppukvtyqwa83; Tags: Tribute Hideki Matsui 2009 MVP Most Valuable Player New York Yankees World Series Champs Champions times Godzilla

Next Videos »


BMW M3 GTS Jigsaw PuzzleChooChoo Like a HoboSpace shooterAşk-ı Memnu YapbozPrison Break JigsawBezBebek NanaPink Ice Fantasy Dressup 3Hypervelocity RacerRobot RunReaction